Anjiro Initiative Received Special Accreditation for the UN’s Fourth International Conference on Financing for Development (FFD4)
We’re honored to announce that our organization has received special accreditation from the United Nations to participate in the Fourth International Conference on Financing for Development (FFD4), which will take place from 30 June to 3 July 2025 in Sevilla, Spain.
This accreditation gives us the opportunity to join global leaders and partners in shaping innovative solutions for financing sustainable development and achieving the 2030 Agenda.
We are grateful for this opportunity and committed to sharing insights and lessons from our work on the international stage.
Learn more about the conference here.
See the full list of organizations that received special accreditation here.
For All Malagasy Students!
Faly izahay manambara aminareo fa nahazo fankatoavana manokana avy amin’ny Firenena Mikambana ny fikambananay mba handray anjara amin’ny Fihaonambe Iraisam-pirenena faha efatra momba ny Famatsiam-bola ho an’ny Fampandrosoana (FFD4), izay hotanterahina ny 30 Jona hatramin’ny 3 Jolay 2025 any Sevilla, Espaina.
Ity fankatoavana manokana ity no hahafahanay hiaraka amin’ireo mpitarika sy mpiara-miombon’antoka maneran-tany amin’ny famolavolana sy hanavaozana vahaolana ho an’ny famatsiam-bola ny fampandrosoana lovainjafy sy hahatratrarana ny Tanjona amin’ny taona 2030.
Feno fankasitraka izahay amin'ny fandraisanay anjara amin'ity fihaonambe ity, ary vonona hizara traikefa sy ireo lesona noraisinay avy amin’ny asanay eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena.
Fantaro bebe kokoa eto ny momba ilay fihaonambe.
Jereo eto ny lisitr’ireo fikambanana nahazo fankatoavana manokana.
Ho An'ny Mpianatra Malagasy Rehetra!